Entrée naikanaika
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana andranandrana tsy tokony hatao; fanaovan-javatra amin-kasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin' ny faniniana ny hafa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise jocular pretension of committing a daring act [Richardson 1885]
Dérivations 
Synonymes nakanaka

2013/01/23