Entrée | nahim-po | |
Mots élémentaires | nahy ; fo | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany [1.1] | |
Explications en anglais | One's own sweet will [1.7] | |
Explications en français | Sa propre volonté [1.8] | |
Anagrammes | himpona, mpanohy, nahim-po |
Mis à jour le 2023/08/17 |