Entrée (1/2) | 1 nahandro |
Radical | 2 handro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro 5 Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona [1.1] |
Explications en anglais |
6 a meal. See handro, sakafo. [1.2] 7 cooked food; cooking [1.7] |
Explications en français |
8 mets cuisinés; repas; acte de cuisiner [1.8] |
Exemples |
9 Manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69] 10 Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [2.298] |
Vocabulaire |
11 Economie: alimentation |
Analogues | 12 hanina, sakafo |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot nahandro |
Entrée (2/2) | 17 nahandro |
Radical | 18 handro |
Partie du discours | 19 passé du verbe actif mahandro |
Anagrammes | 20 ahandron, hanandro, handoran, handroan, handrona, handroña, haondran, nahandro, nandraho |
Mis à jour le 2023/01/20 |