|
|
|
|

Entrée1  mpively
Radical  2  vely
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3] celui qui bat, qui sonne, qui dépique
6  [1.66.fr#80] batteur (vary, vy, amponga...)
7  [1.66.fr#434] frappeur
Exemples  8  Nahavelona ny fiaretan-tory ny mpitsoka sodina sy ny mpively amponga sy langorony. [2.270#]
9  Ary ny mpively amponga dia mively eo an-daniny ao ihany handihizan' ny mpitsena sy ny tsenaina. [2.857#]

Mis à jour le 2023/03/05