|
|
|
|

Entrée1  mpitsoa-ponenana
Mots élémentaires  2 mpitsoaka, 3 fonenana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty [1.1]
6 olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa [1.13]
Explications en français  7 réfugié [1.13]
Vocabulaire  8  Politique

Mis à jour le 2025/09/12