Entrée | 1 mpitandrina |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tandrina |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina |
Explications en anglais |
7 [1.7] a caretaker; a clergyman |
Explications en français |
8 [1.8] intendant; pasteur |
Exemples |
9 [1.378#] Ary aiza no mpitandrina azy? 10 [2.366#] Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. |
Article |
11 Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |