Entrée | 1 mpisotro |
Radical | 2 sotro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fatra-pitia misotro toaka na divay [1.1] |
Explications en anglais |
5 a drinker, a drunkard [1.7] |
Explications en français |
6 buveur, ivrogne [1.8] |
Exemples |
7 Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. [1.369#] 8 Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270#] 9 Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/10/20 |