| Entrée | 1 mpifatotra |
| Radical | 2fatotra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Mpigadra, olona voatana ao amponja [1.1] |
| Explications en français |
5 celui ou ce qui est attaché [1.3] |
| Exemples |
6 Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa!
[2.357#46]
7 Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. [2.587#] 8 nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. [2.649#158] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|