Entrée mpifamofo (fofo)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Nahoananotsy nanontanianao ahy, hoy Nivo, na mifankatia ny mpifamofo na tsia? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Ny mpifamofo koa mivadika ny fitokiana, ka manalaba-raka ny ray aman-dreny natoky azy. [Rabemolaly: Fary]

Mis à jour le 2021/01/20