|
|
|
|

Entrée1  mpiasam-panjakana
Mots élémentaires  2 mpiasa, 3 fanjakana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka. [1.1]
Explications en anglais  6 a government functionary. [1.7]
Explications en français  7 fonctionnaire. [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12