Entrée mpiaotra (aotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

2009/02/23