|
|
|
|

Entrée1 mpianakavibe
Mots élémentaires  2mpianakavy, 3be
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [1.1]
Exemples  6 Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [2.470]

Mis à jour le 2025/09/12