Entrée | mpianaka (anaka) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin' ny taonany na ara-pihavanana; ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Mpianaka Imboasalama sy Ranavalonandriambelomasina [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |