Entrée mpanova (ova)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13]
Explications en français Commutateur [1.13]
Exemples Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka [2.366]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/08