|
|
|
|

Entrée1  mpanefy
Radical  2  tefy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy
Explications en anglais  5  [1.7] a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc.
Explications en français  6  [1.8] forgeron; celui qui travaille un métal quelconque
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mpanefy

Anagrammes  11  afempin, fempina, mpanefy, mpifane, nafempi, pifanem

Mis à jour le 2023/08/11