Entrée mpanefy (tefy)
Partie du discours nom
Définition malgache Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [Hallanger 1973]
Définition française forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2011/10/28