|
|
|
|

Entrée1  mpandidy
Radical  2  didy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#101] celui qui coupe, découpe, commande, le testateur
Exemples  6  Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao. [2.285#]
7  Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja. [2.270#]
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot mpandidy

Mis à jour le 2024/01/26