Entrée mpanazatra (zatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina [1.1]
Explications en français Celui qui habitue [1.3]
Exemples Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany. [4.27]
Synonymes mpankazatra

Mis à jour le 2023/02/17