|
|
|
|

Entrée1  mpanazatra
Radical  2 zatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina. [1.1]
Explications en français  5 celui qui habitue. [1.3#869]
Exemples  6  Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany. [4.27#]
Synonymes  7 mpankazatra

Mis à jour le 2025/09/12