|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mpanapaka
Radical  2tapaka
Partie du discours  3 nom
Explications en anglais  4 a governor, a ruler [1.7]
Explications en français  5 gouverneur [1.8]
Exemples  6 Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony; [2.59#]
7 taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio; [2.69#]
8 Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy! [1.237#]
9 tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra. [2.285#]

Entrée (2/2)10 mpanapaka
Radical  11tapaka
Partie du discours  12 nom
Explications en français  13 interrupteur [1.13]
Vocabulaire  14 Physique
Tous les mots composés  152 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/10/08