|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpampitohy
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tohy
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara)
(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
6  [1.13] zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa
Explications en anglais  7  [3.1] coordinating conjunction
Explications en français  8  [1.13] conjonction de coordination
Exemples  9  [2.314#] tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana.
Vocabulaire  10  Linguistique
Tableaux et planches  11  Toutes les conjonctions

Entrée (2/2)12  mpampitohy
Partie du discours  13  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  15  [1.13] forongo mpanelanelana
Explications en français  16  [1.13] pièce intermédiaire
connecteur
Vocabulaire  17  Technique

Mis à jour le 2025/08/10