Entrée | 1 mpampita |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ita |
Tous les mots composés |
|
Explications en français |
8 [1.13] relais, conducteur |
Exemples |
9 [2.470#] Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana! 10 [2.69#] Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara. 11 [2.470#] Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina. |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |