|
|
|
|

Entrée1 mpampianatra
Radical  2anatra
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Antokon' olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalala, antsoina amin' ny anarana ankapobe hoe mpianatra [1.1]
Explications en anglais  5 a teacher [1.7]
Explications en français  6 le maître, le docteur, l'instructeur, l'instituteur [1.3]
7 instituteur [1.8]
Vocabulaire  8 Education

Mis à jour le 2025/10/07