|
|
|
|

Entrée1  mpamonjy (vonjy)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo 4  Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20