|
|
|
|

Entrée1  mpamonjy
Radical  2 vonjy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo.
5 Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12