| Entrée | 1 mpamerin-drà |
| Mots élémentaires | 2 mpamerina, 3 ra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
[mpamerindra]
5 Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena).
[1.1] |
| Vocabulaire | 6 Biologie |
| Analogues | 7 mpanelira |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|