|
|
|
|

Entrée1  mpamerin-drà
Mots élémentaires  2  mpamerina, ra
Partie du discours  3  locution
Vocabulaire  4  Biologie
Explications en malgache  5  Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/08