|
|
|
|

Entrée1  mpamendrofendro
Radical  2 fendrofendro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo:
5 Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [1.1]
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17