|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mpamaritra
Radical  2 faritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro:
5 -- mpamaritra milaza toetra (lanitra manga),
6 -- mpamaritra isa (omby fito),
7 -- mpamaritra filaharana (kilasy fahadimy),
8 -- mpamaritra manondro (ity trano ity),
9 -- mpamaritra malala-kevitra (ny olona sasany),
10 -- mpamaritra manontany (olona iza?),
11 -- mpamaritra matoanteny (marary tokoa)
12 sokajinteny [1.1]
Explications en anglais  13 adjective [3.1]
Explications en français  14 mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal [1.13]
15 adjectif [3.1]
Exemples  16  Ny mpamaritra anarana Le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny. [1.519#]
Vocabulaire  17  Linguistique

Entrée (2/2) 18  mpamaritra
Radical  19 faritra
Partie du discours  20  nom
Explications en français  21 déterminant
22 mpamaritra asa: opérateur
23 mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme
24 mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé
25 mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2
26 mpamaritra vaventy: déterminant principal [1.13]
Vocabulaire  27  Mathématiques: algèbre
Combinaisons  28  3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Anagrammes  mpamaritra, 29 mpamiratra, 30 mpiramatra

Mis à jour le 2026/03/06