|
|
|
|

Entrée1  mpahita
Radical  2 hita
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 Celui qui trouve, qui invente, qui voit; un prophète. [1.3#251]
Exemples  5  Nanjary be mpahita sy maro mpahalala. [2.445#]
6  Ny olona teraka eo dia olona manana tsindrimandry, mpahita nofy. [1.381#]
7  Nanjary tsy naman' ny mandry tsisy mpahita izy: manan-kavana ka mandry finaritra. [2.245#]

Anagrammes  8 mpahita, 9 mpitaha

Mis à jour le 2025/09/12