Entrée | 1 mpahay lalàna |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 ireo mpitsara sy mpiaro eo amin' ny fitsarana, izay efa vita fianarana ambony momba izany [1.1] |
Synonymes | 4 olona mahay lalàna |
Mots élémentaires | 5 mpahay, lalàna |
Mis à jour le 2023/12/16 |