Entrée |
mova tsy
(ova, tsy)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
|
Explications en français | Tout à fait semblable à:
Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou)
~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3]
|
Exemples |
1 | Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra
[2.576]
|
2 | Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina
[2.298]
|
3 | Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay
[2.470]
|
|
Synonymes | ~ ~ |
Autres orthographes |
|