Entrée motiny (moty)
Partie du discours nom moty et pronom
Explications en malgache Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy
¶ Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [Rajemisa 1985]
Synonymes moty

Mis à jour le 2020/07/31