Entrée moraina (mora)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny: Tsy misy olona morainy tahaka azy
¶ Mora anaovan-javatra, mora sitrana raha maratra: Moraim-pery izy [Rajemisa 1985]
 tsy sarotiny, malemy fanahy [SLP 1986]
Définition française bénin, obligeant, bonasse, docile, qui s'adapte facilement [SLP 1986]
Autres orthographes 
Citations 

2012/09/26