Entrée | 1 montotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
12 [1.1] mandondona, avo kely noho ny manodidina miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy |
Explications en français |
13 [1.3#445] saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation fâché, gonflé de colère |
Exemples |
14 [2.69#] Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo 15 [2.857#] Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! 16 [2.285#] Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be |
Autres orthographes | 17 montitra |
Analogues | 18 mandondona, mandomba, mandroso |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot montotra |
Anagrammes | 20 amontotr, montotra, natomotr |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |