Entrée molaly
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise soot [Hallanger 1973]
Définition française suie [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
Citations 

2013/05/30