Entrée mizatra (zatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao [1.1]
 Mamola-tena amin'ny zavatra [1.13]
Explications en français S'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter [1.13]
Exemples 
1Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara. [2.332]
2Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony. [2.606]
Morphologie 
Présent : mizatra
Passé : nizatra
Futur : hizatra
Impératif : mizarà
Mots composés 

Mis à jour le 2023/02/16