|
|
|
|

Entrée1  mivoraka
Radical  2  voraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara
Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano
Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany
Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity
5  [1.78] [Bezanozano] [mivôraka] matavy
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9  mavoraky, mivoraka

Mis à jour le 2023/01/20