Entrée | mivoraka (voraka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1] | ||||||
[Bezanozano] [ mivôraka ] Matavy [1.78] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Anagrammes | mavoraky, mivoraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |