|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivoha
Radical  2  voha
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio
Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina
Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io
Explications en anglais  5  [1.7] to be open, to open
Explications en français  6  [1.8] s'ouvrir, être ouvert
Exemples  7  Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  mivohà
Radical  16  voha
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mivoha [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20  haviom, havoim, hiovam, hoavim, ivoham, mivoha, mivohà, vohaim

Mis à jour le 2023/01/20