Entrée mivoendre
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Betsileo] Mirenireny, mivezivezy: Mivoendre diakoa voanjo ambavan-drenolo i fa tsa mba hitane izae hataone (Mivezivezy toa voanjo ambavan'antitra izy fa tsy hitany izay hataony) [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31