Entrée mivoatra (voatra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
¶ Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
¶ Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to be well arranged [Hallanger 1973]
Définition française   être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [Hallanger 1974]
Morphologie  
mivoatra
nivoatra
hivoatra
mivoara

Mis à jour le 2012/09/25