Entrée | 1 mivoaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 voaka |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 8 15 mots contenant mivoaka |
Explications en malgache |
9 [1.1] Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot mivoaka |
Anagrammes | 11 maivoka, miovaka, mivoaka |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |