Entrée mivoaka (voaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay
¶ Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy
¶ Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy
¶ Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy
¶ Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mivoaka
nivoaka
hivoaka
mivoàha
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2010/05/14