Entrée (1/2) | 1 mivimbina |
Radical | 2 vimbina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay 5 Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1] |
Explications en anglais |
6 to carry in the hand; to protect [1.7] |
Explications en français |
7 porter à la main; protéger [1.8] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mivimbìna |
Radical | 13 vimbina |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mivimbina [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 ivimbinam, mivimbina, mivimbìna |
Mis à jour le 2023/01/05 |