Entrée | 1 mivezika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 vezika |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy |
Explications en français |
9 [1.3#831] changer souvent de place, aller ça et là |
Exemples |
10 [1.436] ka nivezik' atsy nivezika aroa 11 [2.445#43] mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |