|
|
|
|

Entrée1  miverina
Radical  2  verina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao?
5  tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e!
6  mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela!
7  mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy
8  manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany!
9  miherina: Miverina indray ity ny lohataona!
10  mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1]
Explications en français  11  revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3]
Exemples  12  niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3]
13  tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Synonymes  18  manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20