| Entrée (1/2) | 1 mivelatra |
| Radical | 2 velatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy.
5 Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo. 6 Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho. 7 Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany. 8 Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra erý ry zalahy izany fa fety ny andro!. [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to unroll or unfold; to spread out, to open out.
[1.7] |
| Explications en français |
10 être déployé, s'épanouir.
[1.8] |
| Exemples |
11 Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra.
[2.324]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 18 mivelatra |
| Radical | 19 velatra |
| Partie du discours | 20 adjectif |
| Explications en malgache |
21 malalaka, midadasika.
[1.13] |
| Explications en français |
22 large.
[1.13] |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|