|
|
|
|

Entrée1 mivalampatra
Radical  2valampatra
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra.
5Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika. [1.1]
6matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra. [1.13]
Explications en anglais  7same as milampatra. [1.2]
Explications en français  8s'allonger, s'étendre. [1.13]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12