Entrée mitsororòka (tsororòka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miraraka avy any ambony ka midina mahitsy ambany (toy ny ranonorana, ranomaso): Mitsororòka ny ranonorana [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsororoka
Passé : nitsororoka
Futur : hitsororoka
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20